FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 1:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary hahatonga anareo ho mafy orina+ hatramin’ny farany koa Andriamanitra, mba tsy hisy antony hanakianana+ anareo amin’ny andron’i+ Jesosy Kristy Tompontsika.+

  • Filipianina 1:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Mivavaka foana koa aho mba hamantaranareo tsara izay zava-dehibe kokoa.+ Amin’izay dia tsy hisy tsiny+ ianareo sady tsy hampihemotra+ ny sasany amin’ny finoana mandra-pahatongan’ny andron’i Kristy,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara