Salamo 8:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Efa nataonao ambany kely noho ireo andriamanitra* izy,+Ary nosatrohanao voninahitra sy famirapiratana.+ Hebreo 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Efa nataonao ambany kely noho ny anjely izy, ary efa nosatrohanao voninahitra sy haja,+ sady notendrenao hiandraikitra ny asan’ny tananao.+
5 Efa nataonao ambany kely noho ireo andriamanitra* izy,+Ary nosatrohanao voninahitra sy famirapiratana.+
7 Efa nataonao ambany kely noho ny anjely izy, ary efa nosatrohanao voninahitra sy haja,+ sady notendrenao hiandraikitra ny asan’ny tananao.+