FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 52:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Mialà, mialà, mivoaha avy ao,+ ary aza mikasika an’izay maloto!+ Mivoaha avy ao aminy,+ ary aoka hadio ianareo izay mitondra ny fitaovan’i Jehovah.+

  • Jeremia 51:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 “Mivoaha avy ao aminy, ry oloko,+ ka samia mamonjy ny ainy+ mba tsy hiharan’ny fahatezeran’i Jehovah+ satria tezitra mafy izy.

  • Apokalypsy 18:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary nahare feo hafa avy any an-danitra aho, nanao hoe: “Mivoaha avy ao aminy, ry oloko,+ raha tsy tianareo ny hiombona ota aminy,+ ary raha tsy tianareo hisy hanjo anareo ny loza hanjo azy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara