FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 12:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary hitahy izay mitso-drano anao aho, fa hanozona kosa an’izay miantso loza ho anao.+ Ary ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany dia hanao izay hahazoany fitahiana amin’ny alalanao.”+

  • Genesisy 18:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ho lasa firenena lehibe sy mahery mantsy i Abrahama, ary ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany dia hanao izay hahazoana fitahiana amin’ny alalany.+

  • Asan’ny Apostoly 3:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ianareo no zanaky+ ny mpaminany sy zanaky ny fifanekena nifanaovan’Andriamanitra tamin’ny razanareo, tamin’izy nilaza tamin’i Abrahama hoe: ‘Amin’ny taranakao no hitahiana ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara