FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Zakaria 8:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Amin’izany andro izany, dia hisy olona folo avy amin’ny fiteny rehetran’ireo firenena+ hihazona+ ny akanjon’ny Jiosy+ iray, ka hanao hoe: “Mba handeha hiaraka aminareo izahay,+ fa efa renay fa momba anareo Andriamanitra.”’”+

  • Lioka 1:73
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 73 dia ilay fianianany tamin’i Abrahama razantsika.+

  • Asan’ny Apostoly 3:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ianareo no zanaky+ ny mpaminany sy zanaky ny fifanekena nifanaovan’Andriamanitra tamin’ny razanareo, tamin’izy nilaza tamin’i Abrahama hoe: ‘Amin’ny taranakao no hitahiana ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany.’+

  • Galatianina 3:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Efa tsinjon’ny Soratra Masina fa hambaran’Andriamanitra ho marina ny hafa firenena noho ny finoan’izy ireo. Noho izany, dia nambaran’ny Soratra Masina mialoha tamin’i Abrahama ny vaovao tsara, tamin’ny filazana hoe: “Amin’ny alalanao no hitahiana ny firenena rehetra.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara