FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 12:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Nisy olona maro hafa firenena+ koa niaraka tamin’izy ireo, mbamin’ny ondry sy ny omby, dia biby fiompy maro be.

  • Nomery 10:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary hoy i Mosesy tamin’i Hobaba zanak’i Regoela+ Midianita, rafozandahin’i Mosesy: “Hiainga izahay ka handeha ho any amin’ilay toerana nolazain’i Jehovah hoe: ‘Homeko anareo izy io.’+ Koa andao re hiaraka aminay e! Dia hanisy soa anao tokoa izahay,+ fa efa nilaza ny hanisy soa ny Israely i Jehovah.”+

  • Rota 1:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Fa hoy i Rota: “Aza manery ahy handao anao sy hisaraka aminao, fa izay alehanao no halehako, ary izay atorianao no hatoriako.+ Ny firenenao no ho fireneko,+ ary ny Andriamanitrao no ho Andriamanitro.+

  • Asan’ny Apostoly 13:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Fa nandidy anay tamin’izao teny izao i Jehovah: ‘Notendreko ho fahazavan’ny hafa firenena ianao,+ mba hamonjena ny olona hatrany amin’ny faran’ny tany.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara