FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Romanina 4:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ho an’ny voafora ihany àry ve izany fahasambarana izany sa ho an’ny tsy mifora koa?+ Hoy mantsy isika: “Nekena ho isan’ny olo-marina i Abrahama noho ny finoany.”+

  • Efesianina 2:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ny nofony+ no nanafoanany ny fandrafiana,+ dia ny Lalàna misy didy maro,+ mba hamoronany olom-baovao iray+ ho tafaray aminy avy amin’ireo firenena roa,+ ka hamitranany fihavanana,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara