10 Koa nahoana ianareo no mitsapa toetra an’Andriamanitra, ka terenareo hasiana zioga+ ny vozon’ny mpianatra nefa samy tsy nahazaka izany na ny razantsika na isika?+
13 Mazava ho azy fa efa renareo izay nataoko fony aho mbola nanaraka ny Fivavahan’ny Jiosy,+ fa tafahoatra loatra ny nanenjehako+ sy ny nandravako tsy an-kijanona ny fiangonan’Andriamanitra.+