Matio 16:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary hoy ny navalin’i Jesosy azy: “Sambatra ianao, ry Simona zanak’i Jona, satria tsy nofo aman-dra no nampiharihary izany taminao, fa ny Raiko any an-danitra.+ Efesianina 2:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary efa naorina teo ambony fototra,+ dia ny apostoly+ sy ny mpaminany+ ianareo, fa i Kristy Jesosy kosa no vato fehizoro.+
17 Ary hoy ny navalin’i Jesosy azy: “Sambatra ianao, ry Simona zanak’i Jona, satria tsy nofo aman-dra no nampiharihary izany taminao, fa ny Raiko any an-danitra.+
20 Ary efa naorina teo ambony fototra,+ dia ny apostoly+ sy ny mpaminany+ ianareo, fa i Kristy Jesosy kosa no vato fehizoro.+