1 Korintianina 10:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Aoka ny tsirairay hitady mandrakariva, tsy izay hahasoa ny tenany,+ fa izay hahasoa ny hafa.+ Galatianina 4:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Miezaka fatratra mitaona anareo hiandany aminy ireny,+ kanefa tsy noho ny antony tsara. Fa tiany hosarahina amiko ianareo mba hitadiavanareo azy fatratra.+ 2 Timoty 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Efa nandao ahy mantsy i Demasy+ satria tia an’ity tontolo ity+ izy, ka lasa any Tesalonika, ary i Kreska lasa any Galatia,+ i Titosy any Dalmatia.
17 Miezaka fatratra mitaona anareo hiandany aminy ireny,+ kanefa tsy noho ny antony tsara. Fa tiany hosarahina amiko ianareo mba hitadiavanareo azy fatratra.+
10 Efa nandao ahy mantsy i Demasy+ satria tia an’ity tontolo ity+ izy, ka lasa any Tesalonika, ary i Kreska lasa any Galatia,+ i Titosy any Dalmatia.