1 Korintianina 10:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 dia tahaka ahy koa izay miezaka hahafaly ny rehetra amin’ny zava-drehetra,+ ka tsy mitady izay hahasoa ahy+ fa izay hahasoa ny maro, mba ho voavonjy izy ireny.+ 1 Korintianina 13:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 tsy manao izay tsy mahamendrika,+ tsy mitady izay hahasoa ny tenany,+ tsy mora tezitra,+ tsy mitana lolompo,+ Filipianina 2:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ny hafa rehetra mantsy samy mitady ny ho an’ny tenany ihany,+ fa tsy ny ho an’i Kristy Jesosy.
33 dia tahaka ahy koa izay miezaka hahafaly ny rehetra amin’ny zava-drehetra,+ ka tsy mitady izay hahasoa ahy+ fa izay hahasoa ny maro, mba ho voavonjy izy ireny.+
5 tsy manao izay tsy mahamendrika,+ tsy mitady izay hahasoa ny tenany,+ tsy mora tezitra,+ tsy mitana lolompo,+