10 sy mba hiandrasana+ ny Zanany avy any an-danitra,+ ilay natsangany tamin’ny maty,+ dia i Jesosy, izay manafaka antsika amin’ilay fahatezerana ho avy.+
28 dia tahaka izany koa no nanolorana an’i Kristy indray mandeha monja+ mba hitondra ny fahotan’ny maro.+ Ary rehefa hiseho+ fanindroany+ izy, dia tsy hanaisotra fahotana,+ fa hiseho amin’ireo miandry azy fatratra ho famonjena an’ireo.+