FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 16:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Mihirà ho an’i Jehovah, ianareo rehetra eto an-tany!+

      Ambarao isan’andro ny famonjena avy aminy!+

  • Salamo 30:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Manaova hira fiderana ho an’i Jehovah, ry olony tsy mivadika aminy ô!+

      Isaory ny anarany masina, izay tokony hotsarovana.+

  • Salamo 147:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Koa manaova hira mifamaly ho fisaorana an’i Jehovah.+

      Manaova hira amin’ny harpa mba hiderana an’Andriamanitsika,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara