Jaona 4:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Andriamanitra dia Fanahy,*+ ka izay mivavaka aminy tsy maintsy mivavaka araka ny fanahy sy ny fahamarinana.”+ 1 Timoty 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ho an’ilay Mpanjakan’ny mandrakizay,+ izay tsy mety lo+ sady tsy hita maso,+ eny, ho an’ilay Andriamanitra tokana+ anie ny haja sy ny voninahitra mandrakizay mandrakizay!+ Amena.
24 Andriamanitra dia Fanahy,*+ ka izay mivavaka aminy tsy maintsy mivavaka araka ny fanahy sy ny fahamarinana.”+
17 Ho an’ilay Mpanjakan’ny mandrakizay,+ izay tsy mety lo+ sady tsy hita maso,+ eny, ho an’ilay Andriamanitra tokana+ anie ny haja sy ny voninahitra mandrakizay mandrakizay!+ Amena.