FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 8:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia hoy i Jesosy: “Ianareo no navela hahazo ny hevitry ny zava-miafina masina momba ny fanjakan’Andriamanitra. Fa fanoharana+ kosa no atao amin’ny olon-kafa, mba hijery izy fa tsy hahita, ary handre fa tsy ho azony ny heviny.+

  • 1 Korintianina 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Fa isika miresaka momba ny fahendren’Andriamanitra ao amin’ny zava-miafina masina,+ dia ilay fahendrena nafenina, izay efa nomanin’Andriamanitra mialoha, talohan’ny niorenan’ireo rafitra+ nisy teto amin’ity tontolo ity, mba hahazoantsika voninahitra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara