7 Ny resahintsika kosa, dia ny momba ny fahendren’Andriamanitra ao amin’ny zava-miafina masina,+ izany hoe ilay fahendrena nafenina. Efa nomanin’Andriamanitra mialoha izy io, talohan’ny nisian’ny tontolon’ny olombelona, mba hahazoantsika voninahitra.