Lioka 18:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary nanohy ny teniny izy ka nilaza fanoharana tamin’izy ireo momba ny ilana hivavaka foana, ka tsy hitsahatra.+ Romanina 12:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Mifalia amin’ny fanantenana.+ Miareta fahoriana.+ Mahareta amin’ny vavaka.+
18 Ary nanohy ny teniny izy ka nilaza fanoharana tamin’izy ireo momba ny ilana hivavaka foana, ka tsy hitsahatra.+