Romanina 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fantatsika fa ny zava-drehetra lazain’ny Lalàna+ dia ho an’ireo eo ambanin’ny Lalàna, mba ho voatampina ny vava+ rehetra ary mba hiharan’ny sazy+ avy amin’Andriamanitra izao tontolo izao.+ Jakoba 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy tokony ho maro ianareo, ry rahalahiko, no ho tonga mpampianatra,+ satria fantatrareo fa ho mafimafy kokoa no hitsarana antsika mpampianatra.+
19 Fantatsika fa ny zava-drehetra lazain’ny Lalàna+ dia ho an’ireo eo ambanin’ny Lalàna, mba ho voatampina ny vava+ rehetra ary mba hiharan’ny sazy+ avy amin’Andriamanitra izao tontolo izao.+
3 Tsy tokony ho maro ianareo, ry rahalahiko, no ho tonga mpampianatra,+ satria fantatrareo fa ho mafimafy kokoa no hitsarana antsika mpampianatra.+