Levitikosy 19:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 “‘Mitsangàna raha eo anatrehan’ny fotsy volo ianao,+ ary asio fiheverana ny zokiolona,+ ka matahora an’Andriamanitrao.+ Izaho no Jehovah. Titosy 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Aoka ny lehilahy zokiolona+ hahay handanjalanja eo amin’izay zavatra fanaony, ho mato-tsaina,+ hisaina tsara, hatanjaka amin’ny finoana+ sy ny fitiavana, ary hampiseho faharetana.+
32 “‘Mitsangàna raha eo anatrehan’ny fotsy volo ianao,+ ary asio fiheverana ny zokiolona,+ ka matahora an’Andriamanitrao.+ Izaho no Jehovah.
2 Aoka ny lehilahy zokiolona+ hahay handanjalanja eo amin’izay zavatra fanaony, ho mato-tsaina,+ hisaina tsara, hatanjaka amin’ny finoana+ sy ny fitiavana, ary hampiseho faharetana.+