FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 32:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia hoy ny navalin’i Eliho zanak’i Barakela Bozita:

      “Mbola tanora aho,

      Fa ianareo kosa efa zokiolona.+

      Koa izany no natahorako sy tsy nahasahiako

      Nilaza taminareo izay fantatro.

  • Ohabolana 23:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Henoy ny rainao niteraka anao,+ ary aza atao tsinontsinona ny reninao efa antitra.+

  • Fitomaniana 5:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ny andriana dia nahantona tamin’ny tanany,+ ary tsy nohajaina ny lahiantitra.+

  • 1 Timoty 5:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Aza dia kianina mafy loatra ny lehilahy zokiolona,+ fa iangavio toy ny ray kosa, ary ny tanora toy ny rahalahy,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara