FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 23:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Tsy hitony ny fahatezeran’i Jehovah raha tsy efa vitany+ sy tanterany ny hevitra ao am-pony.+ Handinika izany ianareo any am-parany, ka ho azonareo tsara ny hevitr’izany.+

  • Daniela 10:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa tonga aho mba hampahafantatra anao izay hanjo ny firenenao+ any am-parany,+ satria mbola andro maro any aoriana+ vao ho tanteraka ilay fahitana.”+

  • Matio 24:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Raha mbola nipetraka teo amin’ny Tendrombohitra Oliva izy, dia nanatona azy mitokana ny mpianany, ka niteny hoe: “Lazao aminay hoe rahoviana no hitranga izany, ary inona no ho famantarana ny fanatrehanao*+ sy ny fifaranan’ny rafitr’ity tontolo ity?”*+

  • Joda 18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Izao mantsy no nolazain’izy ireo matetika taminareo: “Amin’ny fotoana farany, dia hisy mpaneso handeha araka ny faniriany zava-dratsy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara