1 Korintianina 4:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Raha izany àry no izy, dia takina amin’ny mpanompo+ toy izany ny ho olona mendri-pitokisana.+ 1 Korintianina 9:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Raha an-tsitrapo+ no anaovako izany, dia manana valisoa+ aho, fa raha tsy an-tsitrapo kosa, dia efa manana asa fiandraiketana+ nankinina tamiko rahateo aho.
17 Raha an-tsitrapo+ no anaovako izany, dia manana valisoa+ aho, fa raha tsy an-tsitrapo kosa, dia efa manana asa fiandraiketana+ nankinina tamiko rahateo aho.