1 Timoty 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ny mpanampy amin’ny fanompoana+ koa dia tokony ho mato-tsaina, tsy mivadibadi-dela, tsy mpiboboka divay, tsy tia tombony azo tamin’ny tsy marina,+
8 Ny mpanampy amin’ny fanompoana+ koa dia tokony ho mato-tsaina, tsy mivadibadi-dela, tsy mpiboboka divay, tsy tia tombony azo tamin’ny tsy marina,+