FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 6:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Noho izany, ry rahalahy, dia mitadiava+ fito lahy eo aminareo, dia izay tsara laza sady feno fanahy masina sy fahendrena,+ mba hotendrenay ho amin’izany raharaha tsy maintsy hatao izany,

  • Titosy 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Tsy maintsy ho olona tsy misy hokianina ny mpiandraikitra+ satria mpanompon’Andriamanitra.+ Tsy maintsy ho olona tsy be di-doha+ koa izy, tsy mora tezitra,+ tsy mpimamo mila ady,+ tsy mpikapoka,+ tsy tia tombony azo tamin’ny tsy marina,+

  • 1 Petera 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Andraso+ ny andian’ondrin’Andriamanitra+ eo ambany fiandraiketanareo, tsy an-tery anefa, fa an-tsitrapo,+ ary tsy noho ny fitiavana tombony azo amin’ny tsy marina,+ fa amim-paharisihana kosa,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara