Efesianina 6:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ianareo mpanompo, ankatoavy ny tomponareo ara-nofo,+ amin’ny fahatahorana sy ny fangovitana+ ary amin’ny fahatsoran’ny fonareo, toy ny ankatoavanareo an’i Kristy,
5 Ianareo mpanompo, ankatoavy ny tomponareo ara-nofo,+ amin’ny fahatahorana sy ny fangovitana+ ary amin’ny fahatsoran’ny fonareo, toy ny ankatoavanareo an’i Kristy,