Matio 5:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Aoka hamirapiratra toy izany eo anatrehan’ny olona koa ny fahazavanareo,+ mba hahitany ny asa tsara+ ataonareo ka hanomezany voninahitra+ ny Rainareo izay any an-danitra. Hebreo 13:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Mivavaha foana+ ho anay. Matoky mantsy izahay fa manana feon’ny fieritreretana tsara, satria te hanao ny marina amin’ny zava-drehetra.+
16 Aoka hamirapiratra toy izany eo anatrehan’ny olona koa ny fahazavanareo,+ mba hahitany ny asa tsara+ ataonareo ka hanomezany voninahitra+ ny Rainareo izay any an-danitra.
18 Mivavaha foana+ ho anay. Matoky mantsy izahay fa manana feon’ny fieritreretana tsara, satria te hanao ny marina amin’ny zava-drehetra.+