Salamo 110:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nianiana i Jehovah+ ka tsy hanenina,+ eny, nianiana izy hoe:“Mpisorona mandritra ny fotoana tsy voafetra ianao,+Tahaka an’i Melkizedeka!”+ Hebreo 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Araka ny lazainy any amin’ny andinin-teny hafa hoe: “Mpisorona mandrakizay ianao, tahaka an’i Melkizedeka.”+
4 Nianiana i Jehovah+ ka tsy hanenina,+ eny, nianiana izy hoe:“Mpisorona mandritra ny fotoana tsy voafetra ianao,+Tahaka an’i Melkizedeka!”+
6 Araka ny lazainy any amin’ny andinin-teny hafa hoe: “Mpisorona mandrakizay ianao, tahaka an’i Melkizedeka.”+