FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 45:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Fa ny Israely kosa hovonjena noho izy tafaray amin’i Jehovah,+ eny, hahazo famonjena mandritra ny fotoana tsy voafetra.+ Tsy ho menatra+ ianareo na ho afa-baraka,+ mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.

  • Daniela 9:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 “Fitopolo herinandro no atokana ho an’ny firenenao+ sy ny tanànanao masina+ mba hamaranana ny fandikan-dalàna,+ sy hampitsaharana ny ota,+ sy handrakofana ny fahotana,+ sy hampisy ny fahamarinana hatramin’ny fotoana tsy voafetra,+ sy hanisiana tombo-kase+ ny fahitana sy ny faminaniana, ary hanosorana ny Masina Indrindra.+

  • Romanina 11:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Ary izany no fifanekena ataoko amin’izy ireo,+ rehefa esoriko ny fahotany.”+

  • Hebreo 10:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 dia hoy koa izy io avy eo: “Ary tsy hotsarovako intsony mihitsy ny fahotany sy ny fandikan-dalàna nataony.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara