Salamo 22:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hanambara ny anaranao+ amin’ny rahalahiko+ aho.Eo anivon’ny fiangonana no hiderako anao.+ Salamo 40:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nambarako teo anivon’ny fiangonana lehibe ny vaovao tsara momba ny fahamarinana.+Tsy nanakombona ny vavako aho,+Ary fantatrao tsara izany, Jehovah ô!+ Lioka 4:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary hoy izy: “Androany no tanteraka izany andinin-teny vao renareo izany.”+ Lioka 19:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 sady nanao hoe: “Raha mba nahatakatra+ ny momba ny fiadanana mantsy ianao, na dia amin’ity andro ity aza! Fa miafina amin’ny masonao+ izany ankehitriny.
9 Nambarako teo anivon’ny fiangonana lehibe ny vaovao tsara momba ny fahamarinana.+Tsy nanakombona ny vavako aho,+Ary fantatrao tsara izany, Jehovah ô!+
42 sady nanao hoe: “Raha mba nahatakatra+ ny momba ny fiadanana mantsy ianao, na dia amin’ity andro ity aza! Fa miafina amin’ny masonao+ izany ankehitriny.