Salamo 115:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ny lanitra dia an’i Jehovah,+Fa ny tany kosa nomeny ho an’ny zanak’olombelona.+ Romanina 6:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa fahafatesana no tambin’ny ota,+ ary fiainana mandrakizay+ amin’ny alalan’i Kristy Jesosy Tompontsika+ kosa no fanomezana+ omen’Andriamanitra. 1 Korintianina 14:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Miezaha mafy hifankatia, nefa miezaha mafy koa hahazo ny fahaizana omen’ny fanahy,+ indrindra fa ny haminany.+
23 Fa fahafatesana no tambin’ny ota,+ ary fiainana mandrakizay+ amin’ny alalan’i Kristy Jesosy Tompontsika+ kosa no fanomezana+ omen’Andriamanitra.
14 Miezaha mafy hifankatia, nefa miezaha mafy koa hahazo ny fahaizana omen’ny fanahy,+ indrindra fa ny haminany.+