FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 29:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nahazo tsodrano+ avy tamin’ny olona efa saika maty aho.

      Ary nampifaliko ny fon’ny mpitondratena.+

  • Isaia 1:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Mianara manao ny tsara,+ katsaho ny rariny,+ anaro ny mpampahory,+ omeo rariny ny kamboty ray,+ ary miadia ho an’ny mpitondratena.”+

  • 1 Timoty 5:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Omeo voninahitra ny vehivavy mpitondratena, izay tena mpitondratena tokoa.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara