FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 5:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ireo governora talohako kosa nampitondra enta-mavesatra ny vahoaka, ka nitaky tamin’izy ireo sekely* volafotsy efapolo isan’andro ho vidin’ny sakafo sy ny divay. Nanjakazaka tamin’ny vahoaka+ koa ny mpanompon’izy ireo. Tsy mba nanao toy izany anefa aho+ satria natahotra an’Andriamanitra.+

  • Salamo 111:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ny fahatahorana an’i Jehovah no fiandoham-pahendrena.+

      ש [Sina]

      Tena lalin-tsaina izay rehetra mankatò ny didiny.+

      ת [Tao]

      Maharitra mandrakizay ny fiderana azy.+

  • Ohabolana 8:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Midika ho fankahalana ny ratsy ny fahatahorana an’i Jehovah.+ Halako ny fanambonian-tena sy ny fireharehana+ sy ny fanao ratsy ary ny vava fandainga.+

  • 2 Korintianina 7:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Koa satria nahazo izany fampanantenana+ izany isika, ry malala, dia aoka isika hanadio+ ny tenantsika ho afaka amin’ny zava-drehetra mandoto ny nofo sy ny saina,+ ka hanao izay hahatonga lafatra ny fahamasinana ao amin’ny fahatahorana an’Andriamanitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara