FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 7:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Tamin’ny andro fahafito ambin’ny folon’ny volana faharoa, tamin’ny faheninjato taonan’i Noa, eny, tamin’io andro io, dia vaky ny loharano rehetran’ny rano lalina midadasika, ka nisokatra ny vavahadin-dranon’ny lanitra.+

  • Genesisy 7:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Koa nofoanany tsy ho etỳ ambonin’ny tany ny zava-drehetra, hatramin’ny olona ka hatramin’ny biby, sy ny biby mandady ary ny biby manidina teny amin’ny lanitra. Eny, ringana tsy ho eo amin’ny tany ireny.+ Ary i Noa ihany, mbamin’izay niaraka taminy tao amin’ny sambofiara, no sisa velona.+

  • Isaia 54:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Amiko, dia toy ny tamin’ny andron’i Noa izao.+ Toy ny nianianako fa tsy hanafotra ny tany intsony ny ranon’i Noa,+ no ianianako koa fa tsy ho tezitra aminao intsony aho na hiteny mafy anao.+

  • Matio 24:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Ary tsy niraharaha izy ireo mandra-pahatongan’ny safodrano, izay nifaoka azy rehetra.+ Dia ho toy izany koa ny fanatrehan’ny Zanak’olona.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara