Filipianina 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fandringanana+ no hiafaran’ireny, ary ny kibony no andriamaniny;+ ny zavatra tokony hahamenatra+ azy no ataony ho voninahitra, ary zavatra etỳ an-tany no ifantohan’ny sainy.+
19 Fandringanana+ no hiafaran’ireny, ary ny kibony no andriamaniny;+ ny zavatra tokony hahamenatra+ azy no ataony ho voninahitra, ary zavatra etỳ an-tany no ifantohan’ny sainy.+