FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 13:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Koa tonga ny mpanompon-dralehilahy ka nilaza taminy hoe: ‘Tompoko, tsy voa tsara ve no nafafinao teny an-tanimbarinao?+ Koa nahoana no misy tsimparifary+ koa?’

  • 2 Tesalonianina 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Marina fa efa miasa sahady ilay zava-miafina ny amin’io fandikan-dalàna io,+ saingy mandra-panala an’ilay misakana amin’izao fotoana izao fotsiny.+

  • 2 Jaona 7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Maro mantsy ny mpamitaka efa eo amin’izao tontolo izao,+ dia olona tsy manaiky fa tonga tamin’ny nofo i Jesosy Kristy.+ Izany ilay mpamitaka+ sy antikristy.+

  • Joda 4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Nisy olona nitsofoka mangingina+ mantsy eo amintsika, dia olona efa voatendrin’ny+ Soratra Masina hatramin’ny ela ho amin’izao fanamelohana+ izao. Olona tsy matahotra an’Andriamanitra+ ireny, ka ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoan’Andriamanitsika no avadiny ho fialan-tsiny hanaovana fitondran-tena baranahiny.+ Ary mivadika+ amin’i Jesosy Kristy, ilay hany Tompo+ nividy+ antsika, koa ireny.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara