Efesianina 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ny zanak’olombelona tamin’ny taranaka tany aloha dia tsy nampahafantarina an’io zava-miafina io+ hoatran’izao ampiharihariana+ azy amin’ny apostoliny masina sy ny mpaminaniny+ izao, amin’ny alalan’ny fanahy masina.
5 Ny zanak’olombelona tamin’ny taranaka tany aloha dia tsy nampahafantarina an’io zava-miafina io+ hoatran’izao ampiharihariana+ azy amin’ny apostoliny masina sy ny mpaminaniny+ izao, amin’ny alalan’ny fanahy masina.