FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Romanina 11:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Eny, marina izany! Noho ny tsy finoany+ anefa no nanapahana azy ireo, fa noho ny finoanao kosa no ijoroanao.+ Aza mihevi-tena ho ambony intsony,+ fa matahora.+

  • Hebreo 3:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Koa hitantsika, araka izany, fa tsy afaka niditra izy ireo noho ny tsy finoany.+

  • 1 Jaona 5:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Izay mino ny Zanak’Andriamanitra dia manana izany fanambarana+ izany ao am-pony. Ary izay tsy mino an’Andriamanitra dia manao an’Andriamanitra ho mpandainga,+ satria tsy mino an’izay nambarany,+ dia izay porofo+ nambarany momba ny Zanany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara