18 Na ny volafotsiny na ny volamenany dia tsy hahavonjy azy amin’ny andro fahatezeran’i Jehovah.+ Fa ho levon’ny afon’ny hafanam-pony ny tany manontolo,+ satria handripaka ny mponina rehetra amin’ny tany izy, eny, hanao fandripahana mahatsiravina.”+
5 Fa noho ny kirinao+ sy ny fonao tsy mibebaka+ no anangonanao fahatezerana+ ho anao ho amin’ny andro fahatezerana+ sy fampiharihariana+ ny fitsarana marin’Andriamanitra.+