FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 1:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Hitany nanatona azy i Jesosy ny ampitson’iny, ka hoy izy: “Iny ilay Zanak’ondrin’Andriamanitra+ izay manaisotra ny fahotan’izao+ tontolo izao!+

  • Asan’ny Apostoly 3:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Hoy tokoa mantsy i Mosesy: ‘I Jehovah Andriamanitra hanendry mpaminany toa ahy,+ ho anareo, avy amin’ny rahalahinareo. Henoy izy, na inona na inona lazainy aminareo.+

  • Hebreo 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 araka ny teniny hoe: “Hanambara ny anaranao amin’ny rahalahiko aho. Eo anivon’ny fiangonana no hiderako anao an-kira.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara