FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tesalonianina 2:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Amin’izay tokoa vao haharihary ilay tsy tan-dalàna, izay haringan’i Jesosy Tompo amin’ny fofonain’ny vavany,+ ary hofoanany amin’ny alalan’ny fisehoan’ny+ fanatrehany.+

  • Apokalypsy 1:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary nisy kintana fito teny an-tanany havanana,+ ary nisy sabatra roa lela izay sady maranitra no lava nivoaka avy tamin’ny vavany,+ ary ny tarehiny tahaka ny masoandro mamirapiratra amin’ny heriny rehetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara