Genesisy 2:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aza mihinana amin’ny voan’ny hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy anefa, fa amin’ny andro ihinananao azy, dia ho faty+ tokoa ianao.” Genesisy 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary ho tsemboka ianao vao hahazo sakafo,* mandra-piverinao amin’ny tany, fa avy tamin’ny tany no nakana anao.+ Fa vovoka ianao ary hiverina ho vovoka indray.”+ Romanina 6:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa fahafatesana no tambin’ny ota,*+ fa fiainana mandrakizay+ amin’ny alalan’i Kristy Jesosy Tompontsika+ kosa no fanomezana omen’Andriamanitra. 1 Korintianina 15:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa toy ny ahafatesan’ny+ rehetra noho ny nataon’i Adama, no hamelomana+ ny rehetra kosa noho ny nataon’i Kristy.
17 Aza mihinana amin’ny voan’ny hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy anefa, fa amin’ny andro ihinananao azy, dia ho faty+ tokoa ianao.”
19 Ary ho tsemboka ianao vao hahazo sakafo,* mandra-piverinao amin’ny tany, fa avy tamin’ny tany no nakana anao.+ Fa vovoka ianao ary hiverina ho vovoka indray.”+
23 Fa fahafatesana no tambin’ny ota,*+ fa fiainana mandrakizay+ amin’ny alalan’i Kristy Jesosy Tompontsika+ kosa no fanomezana omen’Andriamanitra.
22 Fa toy ny ahafatesan’ny+ rehetra noho ny nataon’i Adama, no hamelomana+ ny rehetra kosa noho ny nataon’i Kristy.