FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 7:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia niditra tao anatin’ilay sambofiara i Noa sy ny vady aman-janany ary ireo vadin’ny zanany lahy, talohan’ny safodrano.+

  • 1 Petera 3:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 izay tsy nankatò tany aloha tany, tamin’Andriamanitra naharitra niandry* tamin’ny andron’i Noa,+ raha mbola namboarina ny sambofiara.+ Olona vitsy ihany, izany hoe olona valo no nentin’izy io teny ambony rano ka avotra soa aman-tsara.+

  • 2 Petera 2:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Tsy nisalasala koa izy nanasazy an’ilay tontolo taloha,+ fa niaro an’i Noa, mpitory ny fahamarinana,+ sy ireo fito hafa,+ tamin’izy nahatonga safodrano teo amin’ilay tontolo feno olona tsy natahotra an’Andriamanitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara