Genesisy 22:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Taorian’izany, dia nisy nilaza tamin’i Abrahama hoe: “I Milka koa efa nitera-dahy tamin’i Nahora rahalahinao,+ Genesisy 24:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Mbola tsy tapitra akory anefa ny tenin’ilay mpanompo, dia iny fa nivoaka ny tanàna i Rebeka, zanakavavin’i Betoela+ zanakalahin’i Milka,+ vadin’i Nahora+ rahalahin’i Abrahama. Nitondra ny sininy teny an-tsorony i Rebeka.
20 Taorian’izany, dia nisy nilaza tamin’i Abrahama hoe: “I Milka koa efa nitera-dahy tamin’i Nahora rahalahinao,+
15 Mbola tsy tapitra akory anefa ny tenin’ilay mpanompo, dia iny fa nivoaka ny tanàna i Rebeka, zanakavavin’i Betoela+ zanakalahin’i Milka,+ vadin’i Nahora+ rahalahin’i Abrahama. Nitondra ny sininy teny an-tsorony i Rebeka.