FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 13:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Niala tany Ejipta avy eo i Abrama sy ny vadiny, dia nentiny izay rehetra nananany. Niakatra nankany Negeba+ izy ireo, niaraka tamin’i Lota.

  • Genesisy 13:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Nifindrafindra toby izy teny an-dalana avy any Negeba nankany Betela, mandra-pahatongany teo amin’ilay toerana nasiany ny tranolainy taloha, teo anelanelan’i Betela sy Ay,+

  • Josoa 7:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary nisy olona nirahin’i Josoa avy tao Jeriko hankany Ay,+ izay teo akaikin’i Beti-avena, tany atsinanan’i Betela.+ Dia hoy izy tamin’izy ireo: “Miakara ary tsikilovy ilay tany.” Niakatra àry izy ireo ka nitsikilo an’i Ay.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara