Salamo 110:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nianiana i Jehovah ary tsy hiova hevitra.* Hoy izy: “Mpisorona mandrakizay ianao,+Hoatran’i Melkizedeka!”+ Hebreo 6:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary mba hahasoa antsika dia niditra tao koa i Jesosy,+ mpialoha lalana antsika, izay lasa mpisoronabe mandrakizay hoatran’i Melkizedeka.+
4 Nianiana i Jehovah ary tsy hiova hevitra.* Hoy izy: “Mpisorona mandrakizay ianao,+Hoatran’i Melkizedeka!”+
20 Ary mba hahasoa antsika dia niditra tao koa i Jesosy,+ mpialoha lalana antsika, izay lasa mpisoronabe mandrakizay hoatran’i Melkizedeka.+