19 Izany fanantenana+ ananantsika izany no vatofantsiky ny aintsika. Sady azo antoka izy io no mafy orina, ary miditra ao ambadiky ny ridao.+ 20 Ary mba hahasoa antsika dia niditra tao koa i Jesosy,+ mpialoha lalana antsika, izay lasa mpisoronabe mandrakizay hoatran’i Melkizedeka.+