Genesisy 2:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia nalain’i Jehovah Andriamanitra ilay lehilahy, ka napetrany tao amin’ny zaridainan’i Edena mba hiasa sy hikarakara an’ilay zaridaina.+ Genesisy 3:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia noroahin’i Jehovah Andriamanitra hiala tao amin’ny zaridainan’i Edena+ ny olona, mba hamboly eo amin’ny tany nakana azy.+
15 Dia nalain’i Jehovah Andriamanitra ilay lehilahy, ka napetrany tao amin’ny zaridainan’i Edena mba hiasa sy hikarakara an’ilay zaridaina.+
23 Dia noroahin’i Jehovah Andriamanitra hiala tao amin’ny zaridainan’i Edena+ ny olona, mba hamboly eo amin’ny tany nakana azy.+