Romanina 5:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa tahaka ny nidiran’ny ota teo amin’izao tontolo izao noho ny nataon’ny lehilahy iray, ary ny ota no nahatonga ny fahafatesana,+ ka niely tamin’ny olona rehetra ny fahafatesana, satria samy efa nanota izy rehetra...+
12 Koa tahaka ny nidiran’ny ota teo amin’izao tontolo izao noho ny nataon’ny lehilahy iray, ary ny ota no nahatonga ny fahafatesana,+ ka niely tamin’ny olona rehetra ny fahafatesana, satria samy efa nanota izy rehetra...+