FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 2:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Aza mihinana amin’ny voan’ny hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy anefa, fa amin’ny andro ihinananao azy, dia ho faty+ tokoa ianao.”

  • Genesisy 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia hitan’ilay vehivavy fa mampite hihinana ny voan’ilay hazo sady manintona ny maso, ary mahafinaritra ny mijery azy. Nakany àry ny voan’ilay izy ka nohaniny.+ Nomeny koa ny vadiny avy eo rehefa tafaraka taminy, dia nihinana.+

  • Genesisy 3:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary ho tsemboka ianao vao hahazo sakafo,* mandra-piverinao amin’ny tany, fa avy tamin’ny tany no nakana anao.+ Fa vovoka ianao ary hiverina ho vovoka indray.”+

  • 1 Korintianina 15:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Koa satria avy amin’ny olona iray ny fahafatesana,+ dia avy amin’ny olona iray koa ny fitsanganan’ny maty.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara