34 Rehefa 40 taona i Esao, dia nalainy ho vady i Jodita zanakavavin’i Bery Hetita. Nalainy ho vady koa i Basemata zanakavavin’i Elona Hetita.+35 Nahatonga an’i Isaka sy Rebeka halahelo be* izy ireo.+
46 Taorian’izany, dia hoy foana i Rebeka tamin’i Isaka: “Tena mankaleo ahy ny fiainako noho ireto zanakavavin’ny Hetita ireto!+ Raha sanatria i Jakoba ka manambady zanakavavin’ny Hetita hoatr’ireo zazavavy tompon-tany ireo, dia aleoko maty.”+